iVoox Podcast & radio
Download app for free
![[CA] MIARA MAMINDRA AMIN'ANDRIAMANITRA (INTIMITE AVEC DIEU)](https://static-nweb.ivoox.com/img/pixel.gif)
[CA] MIARA MAMINDRA AMIN'ANDRIAMANITRA (INTIMITE AVEC DIEU)
Description of [CA] MIARA MAMINDRA AMIN'ANDRIAMANITRA (INTIMITE AVEC DIEU)
Lohahevitra maningana azo kilasiana ho mistika izao lohahevitra izao.
Miainga avy amin'ny fandinihana ireo tranga maningana voaresaka ao amin'ny Soratra Masina atao hoe HAPAX LEGOMENON.
Nandalovan'ny teolojiana fotsiny mantsy ireo hapax ireo kanefa Dia tena IMPORTANT satria matoa io ao dia MISY DIKANY.
Izaho manokana dia mahaliana ahy izany , ka nanankinako ny spiritualité-ko.
Fifaliana ho ahy ny hizara amintsika azy eto ho an'izay mety ho liana te hanana "qualité de relation" ho amin'ny fifaneraserany akaiky amin'Andriamanitra; izay lazaiko hoe INTIMITÉ DE DIEU.
Comments of [CA] MIARA MAMINDRA AMIN'ANDRIAMANITRA (INTIMITE AVEC DIEU)
This program does not accept anonymous comments. !Sign up to comment!