iVoox Podcast & radio
Download app for free
[CA] NY FAHASOAVANA MITAHA AMIN'NY FAHOTANA FOTOTRA
Description of [CA] NY FAHASOAVANA MITAHA AMIN'NY FAHOTANA FOTOTRA
Fanontaniana miverimberina fametraky ny olona nyhoe : ny fahotana ve lovaina sa mifindra manaranaka ?
Raha i Adama sy Eva no nanao ny nataony dia izahay aty afara ve no mizaka ny tsy eran'ny aina ?
Mba rariny ve hoe Adama no nanota dia isika no mibaby ny vokany ?
Lalim-paka loatra ny fahavoazana mahavoa ny olombelona ka tsy misy lalana hafa ankoatry ny FAHASOAVANA IRERY IHANY.
Comments of [CA] NY FAHASOAVANA MITAHA AMIN'NY FAHOTANA FOTOTRA
This program does not accept anonymous comments. !Sign up to comment!
No comments yet. You can be the first!