iVoox Podcast & radio
Download app for free
[HP] MAMPAHANTRA na/sy MAMPANANKARENA VE NY FIVAVAHANA KRISTIANA ?
Description of [HP] MAMPAHANTRA na/sy MAMPANANKARENA VE NY FIVAVAHANA KRISTIANA ?
Nisesisesy be ny fanehoan kevitra teto amin'ny facebook fa hoe nampahantra an'i Madagasikara ny fivavahana Kristiana. Affirmation gratuite ve izany sa fanaovana raccourci ?
Teo ihany koa ny izay milaza fa tsy mahay miara-dalana ny fahantrana sy ny Filazantsara.
Manoloana ireo fanehoan-kevitra roa ireo, dia manasa antsika hanaraka izao LIVE izao hanehoana fa manan-kolazaina manoloana izany ny ETHIQUE PROTESTANTE, izay loraharano nipoiran'ny Esprit capitalisme.
Comments of [HP] MAMPAHANTRA na/sy MAMPANANKARENA VE NY FIVAVAHANA KRISTIANA ?
This program does not accept anonymous comments. !Sign up to comment!
No comments yet. You can be the first!