iVoox
iVoox Podcast & radio
Download app for free
By Page RJL Podcast pour la page RJL : une page qui apporte d
[QZ] Questions/Réponses : 20 sept. 2024

[QZ] Questions/Réponses : 20 sept. 2024

9/20/2024 · 01:27:15
0
6
0
6

Description of [QZ] Questions/Réponses : 20 sept. 2024

1 - Mety sa tsy mety ny fanaovana jeu de hasard am piangonana ? Resaka tombola ilay izy hanohanana vokatra
2 - Kristiana ny tenako ary nanana havana akaiky maty miisa telo tao anatin'ny 20 volana. Ny fanontaniako dia izao :
Famindram-pon'A/tra ny tombon'andro sy ny fahasalamana azontsika isan'andro. Ka rehefa ilay mifoha maraina, marary dia maty avy eo ve dia midika fa tapitra @ tsika ny famindram pon'A/tra ?
3 - za olona tsy mpivavaka Sady tsy Liana amin'ilay fivavahana saingy nisy vidéo nataonao tato sendra nandalo ny masoko izay nahasarika ahy nahatonga ahy nanaraka ny pejinao . Esoriko izay resaka Jesosy Dia izay mety amiko aloha no raisiko hatreto . Na zany aza Dia manana fanontaniana Kely za hoe raha tena Misy zany Atra zany, raha tena fitiavana tokoa izy, Nahoana no misy olona teraka mahatra, miaina mahatra, Maty mahatra ? Nahoana no asiany n aretina ? Ny fahafatesana ? Ny hiaran'ny tsy rariny ? Angaha tsy azony SAKANANA izany ?

Comments of [QZ] Questions/Réponses : 20 sept. 2024
This program does not accept anonymous comments. !Sign up to comment!
No comments yet. You can be the first!